Sosialy

Finday avo lenta vaovao 9 karazana Ho hita etsy Analakely sy Soarano


  • Alatsinainy 22 Jolay 2019

Eo amin' ny sehatry ny toekarena maneran-tany dia maro ireo orinasa fanta-daza izay manavao ny tolotra omeny.

 

 

Anisan'ireny, ohatra, ny « Hisense », izay mpanohana ofisialin'ny tompondaka eran-tanin’ny baolina kitra ny taona 2018 teo ary efa nirotsaka eo amin' ny sehatry ny finday efa elaela izay. Ny eto Madagasikara kosa dia ny tranombarotra « Baolai » no ahitana io marika io, raha ny fanazavana. Vao nahatonga « Smartphones » tsara kalitao misy 9 karazana izahay, hoy ny tompon’andraikitr’ity orinasa ity, ary ho hita etsy Analakely sy Soarano tsy ho ela izany. Fihenam-bidy goavambe eo amin'ny 67% eo, amin'ireo Smartphones Hisense T5 + no ho hita ankoatra ny tolotra maro samihafa, hoy hatrany ny tompon’andraikitra. Tsy taraiky amin’ny fanenjehana ireo teknolojia vaovao mihitsy i Madagasikara tato ho ato izay.

 

J. Mirija

 

Legend: Mihazakazaka amin’ny fandrosoan’ny tekinolojia isika saingy andrasana koa ny sosialy

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT