• Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Rano fisotro madio Mbola olana any amin’ny faritany

Tafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny fanjakana ny famatsiana rano fisotro madio ho an’ny 50%-n’ny Malagasy afaka dimy taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Mpivarotra hani-masaka eny an-dalambe Misy polisy kaominaly manara-maso in-droa isan-kerinandro

Tsy misy ny asa, mitombo isan’andro ny mpivarotra amoron-dalana. Ireo mpivarotra hani-masaka no mameno ny faritra rehetra manerana ny renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Voka-pikarohan’ny mpianatra Mamokatra herinaratra ihany koa ny vary

Vao ny 35 %-n’ny mponina raha betsaka no misitraka herinaratra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Ben’ny tanànan’Ampitatafika “Tsy misy idirako ilay olana ara-tany ao Malailay”

Manoloana ireo karazam-baovao miely momba ny tany ao Anjozoro Malailay ao anatin’ny kaominina Ampitatafika dia nivoaka tamin’ny fahanginana ny Ben’ny tanàna Rado Ramparaoelina ary nilaza fa tsy misy idirany ny momba io tany io na kely aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Olona manana fahasembanana Tsy jeren’ny fitondrana amin’izao loatra

Misedra olana ireo olona manana fahasembanana eto amintsika. Ankoatra ny tsy fampiharan’ny fitondram-panjakana ireo zo tokony hositrahan’izy ireny dia nanambara Radafinintsoa Josoa filohan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Tee Shirt misy soratra BAREA Mahalafo 10 isan’andro ny mpivarotra iray

Zary lasa akanjo nahafinaritra ny malagasy tato anatin’ny tapa-bolana izao ny manao ireo karazana tee-shirt misy ny sary ny soratra Barea an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT