• Talata 09 Jolay 2019
Sosialy.Soalihy Moussa “Efa tena tsara ny ezaka nataon’ny Barea…”

Efa tena tsara ny ezaka ny nataon’ny ekipam-pirenena Barea, raha araka ny fanazavan’Atoa Soalihy Moussa omaly, sekretera jeneralin’ny “Cercle de reflexion musulmane”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sosialy.Sinto-mahery 67ha Mpangarom-paosy nifanenjehan’ny polisy ka tratra

Nampiaiky ny tany ama-monina sy ny mpandalo teny amin’ny faritra 67ha ny fifanenjehana teo amin’ireo mpitandro filaminana sy ny mpanendaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sosialy.Tsenan’Andravoahangy Tsy mifankahazo ny mpivarotra sasany sy ny delege

Mitaraina vokatry ny fakana volabe ataon’ireo delegen’ny tsena sy ny lehiben’ny tsenan’Andravoahangy, ireo mpivarotra mivondrona ao anatin’ny fikambanana FI.MPI.E.A na Fikambanan’ny Mpivarotra Etale Andravoahangy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Fitrandrahana volamena Ny vahiny no manankarem-be ao Vohipeno

Tokony hojerena manokana ny lalàna mahakasika ny harena ankibon’ny tany (codes miniers) mba ho tombony amin’ny vahoaka Malagasy ny fitrandrahana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Fahantrana Olana mbola saro-bahana eto Madagasikara

Tena mbola mahantra fadiranovana ny Malagasy satria maro be no tsy mandray karama 210 000 Ar isam-bolana izany. Misy ny mandray 2 000 Ar isan’andro (60 000 Ar isam-bolana) na 5 000 Ar isan’andro (150 000 Ar isam-bolana).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Sosialy.Entana lany daty Saika hopoizinina Antsirabe

Nahatrarana entana lany daty 3 kamio ny tranombarotra iray ao Antsirabe nandritra ny fitsirihana nataon'ny avy eo anivon'ny minisiteran'ny indostria sy ny varotra ary ny asa tanana tamin’ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT