• Alarobia 10 Jolay 2019
Sosialy.Ankadilalampotsy Valo lahy nanendaka mpivady avy niasa

Mitaraina mafy noho ny firongatry ny mpanendaka ao amin’ny faritra misy azy ny sefom-pokontany sy ny lefiny ao Ankadilalampotsy, kaominina Ankaraobato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sosialy.Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Hametraka paikady maharitra ny ONN-PAM-KOICA

Nisy ny fitsidihina ireo toby fanaraha-maso momba ny fanjarian-tsakafo tany Atsimon’ny Nosy, izay notanterahin’ny delegasion’ny repoblikan’ny Korea eto Madagasikara sy matihanina avy ao amin’ny PAM ny 1 hatramin’ny 5 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sosialy.Mpianatra malagasy any Maraoka Miantso vonjy, fa mbola tsy nandray vatsim-pianarana

Manao antso avo amin'ny fitondram-panjakana izahay mpianatra aty Maraoka. Antony, nohon'ny tsy mbola naharaisanay ny vatsy "allocation 2017-2018”, izay vola, voalaza fa efa nivoaka ny volana janoary 2019, saingy tsy mbola tonga any amin’izy ireo amin’izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sosialy.JAONA ELITE Halevina rahampitso eny Ankatso

Halevina rahampitso alarobia 10 jolay eny amin’ny fasan-drazany eny Ankatso ny nofo mangatsiakan-dRandriarimalala Harijaona, fantatry ny maro amin’ny anarana Jaona Elite.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sosialy.Jirama Antananarivo Renivohitra Hotohizana ny fampiakarana ny tanjaky ny herinaratra

Tsy mandritra ity CAN 2019 ity ihany no hiezaka hampitombo ny tanjaky ny herinaratra amin’ireo faritra maro eto an-drenivohitra ny orinasa JIRAMA, raha araka ny fanazavana azo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Sosialy.Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Izaràna pilifera ny mpianatry ny EPP

Tanjon’ny drafitrasa nasionaly ho an’ny fanjarian-tsakafo andiany fahatelo (PNAN 3) ny hampihena ho 38% ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka eto amintsika, hatramin’ny taona 2021.

Hamaky ny tohiny
FTT