• Alakamisy 11 Jolay 2019
Sosialy.Toby famatsian-drano Amoronankona Ho vita amin`ny volana aogositra ny asa

Nitsidika ny toerana anorenana toby famatsian-drano madio teny Amoronankona, manamorona ny lalana « By-Pass », omaly ny Sekretera jeneralin’ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Sosialy.Fahavitan-tena ara-tsakafo Efa afaka mamantatra mialoha ny mety ho toetry ny andro ny tantsaha

Anisan’ny fosotra mbola tsy hahafahantsika eto Madagasikara mamokatra tsara ny fiovaovan’ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Sosialy.Noho ny CAN 2019 Mandeha tsara ny varotra “écran plat”

Nahitana fiovana tanteraka ny varotra fahitalavitra teto amintsika hatramin’ny niantombohan’ny lalao CAN 2019 nandraisan’ny ekipam-pirenena Barea anjara. Mahalafo “écran plat”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Sosialy.Fitombon’ny mponina eto Madagasikara Maro anaka kokoa ireo vehivavy tsy nandia fianarana

Amin’izao ankatoky ny andro eran-tany ho an’ny mponina izao dia tsara ny mahafantatra fa mitombo 1,5 tapitrisa isa-kerinandro ny isan’ny mponina maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Sosialy.Fikatonan’ny “Future Textile Mada” Mpiasa 600 no very asa

Tratry ny fahasahiranana ny orinasa afakaba Future Textile Mada etsy Ankadimbahoaka ka nanakatona ny orinasa nanomboka ny alatsinainy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Sosialy.Collier Alefa Barea, Bapampa, Fehin-tanana Mahalany roa baoritra isan’andro ny mpivarotra iray

Taorian’ny fandresena miezinezina azon’ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara ny alahady lasa teo, ankoatra ny mpivarotra ny polon’ny Barea,

Hamaky ny tohiny
FTT