- Alatsinainy 15 Jolay 2019
Sosialy.CNaPS sy Ministeran’ny Asa tany Manakara Miezaka mametraka ny fiahiana ara-tsosialin’ny mpiasa
Laharam-pahamehana ny fanomezana asa mendrika ho an’ny mpiasa Malagasy manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyLaharam-pahamehana ny fanomezana asa mendrika ho an’ny mpiasa Malagasy manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyEfa tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika ankehitriny. Mamirifiry aoka izany ny hatsiaka, indrindra fa ny amin’ny alina. Ramatoa lehibe iray no namoy ny ainy vokatr’izany tetsy La Réunion kely.
Hamaky ny tohinyMahazo vahana indray ny gripa sy ny kohoka tato ho ato. Raha araka ny fanadihadiana natao tamina dokotera tsy miankina iray dia miseho amin’ny endrika toy ny tazo izy io ka manakotsako ny vanin-taona, marary be ny loha, mikohoka ary mety handoha mihitsy.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona tsy manana fahafahana hitsaboana tena intsony ankehitriny noho ny hasarotan’ny fiainana, voakasik’izany ny ankizy madinika.
Hamaky ny tohinyMampigadra avy hatrany raha vao fantatra fa manambady ara-dalàna nefa tsy mbola vita fisarahana, dia mbola misoratra any amin’ny kaominina na firaisana hafa.
Hamaky ny tohinyHanatanteraka varavarana misokatra ny zoma 26 jolay ho avy izao ny sampandraharahan’ny fananantany eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny