Sosialy

KAOMININA IVATO Miara-miasa amin’ny rehetra ny ben’ny tanàna


  • Alarobia 31 Jolay 2019

Miara-miasa amin’ny rehetra ny ben’ny tanànan’Ivato Penjy Randrianarisoa.

 

 

 

 

Taorian’ny nanolorany fiarakodia nitaterana ireo mpianatra ao Ivato  niatrika ny adina ara-panatanjahantena bakalorea natao tany Ambohidratrimo ny alatsinainy 29 jolay lasa teo dia nitodika tany amin’ny fiangonana indray ny tenany, omaly. Ny fiangonana Anglikanina Ankadindravola no nahazo tombontsoa tamin’izany izay notolorany fitaovana  toy ny micro sy trépied ho fampandrosoana ny asan’Andriamanitra. Raha araka ny fantatra dia fampanantenana efa nataon’ity Ben’ny tanàna ity tamin'ireo kristianina ao an-toerana izao fanolorana fitaovana izao ka dia notanterahiny.

 

 

Pati

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT