- Alarobia 17 Jolay 2019
Sosialy.Andralanitra Olona telo tratra nandoro ny toerana fanariam-pako
Setroka be tsy nifankahitana teny Ambatomaro sy Andralanitra omaly ka nampitaraina ny mponina. Ankoatra ny fofona nentin’ilay setroka izay voalaza fa nahery vaika tokoa dia maizina ihany koa ny tanàna.
Hamaky ny tohiny