Sosialy

Boriborintany faha-4 Fokontany roa nahazo tetikasam-pampandrosoana PSAE


  • Alakamisy 01 Aogositra 2019

Notanterahana omaly maraina ny fifanaovan-tsonia momba ny tetikasa PSAE ( Programme de Solidarité d’Andohatapenaka et ses Environnants)

 

 

 izay iarahan’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra sy ny boriborintany fahefatra, ary ny CDA sy ny distrika. Fokontany miisa 10 no tafiditra ao anatin’ity tetikasa ity ho an’Antananarivo Renivohitra. Anisan’ireny ny fokontany Ivolaniray,  Anosibe Andrefana II, Ampefiloha Ambodirano. Ho an’ny  Boriborintany voalohany I indray dia voakasika  ny fokontany Andohatapenaka I sy II, Ankasina ary ny kaominina Bemasoandro Itaosy. Tanjona amin’izany ny hanovana ny toe-tsain’ny mponina eny anivon’ny fokontany, ny fampandraisana anjara sy andraikitra azy ireo, mba hahafahan’ny andrimasom-paritra mandray andraikitra hampandrosoana ny faritra misy azy, indrindra hisian’ny tamberin’andraikitra sy fitondrana tsara tantana eo amin’ny mpitantana sy ireo tantanina.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT