• Zoma 19 Jolay 2019
Sosialy.Fiahiana ara-tsosialy CNaPS Hiakatra ho 6 000 ariary ny volan-jaza

Hiakatra ho 6.000 Ariary ny volan-jaza amin’ny volana aogositra ho avy io raha nanomboka nihatra izany ny volana mey lasa teo ary tsy mitsahatra miova ho amin’ny tsara ny fanampiana omen’ny CNaPS ireo mpikambana ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2019
Sosialy.Mahavoky - Besarety Tapaka iray andro tontolo ny rano, nijaly ny mponina

Nanomboka ny alarobia tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, ka hatramin’ny omaly alakamisy dia tapaka tanteraka ny rano teny amin’ny fokontany Mahavoky rehetra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Sosialy.Sambava Tafakatra 8.000Ar ny litatry ny lasantsy

Midangana avo roa heny amin’ny vidiny ara-dalàna ny vidin-tsolika any Sambava amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana Mitady ho fanjakana kely

Efa fanjakana kely anaty fanjakana ve ireo mpivarotra amoron-dalana eto an-drenivohitra rehefa jerena ny zava-misy manerana ireo araben’Antananarivo ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Sosialy.Fikambanana Harena Soa Manao ny asa tsy vitan`ny fanjakana

“Tsy voatery ao anatin`ny fotoam-pifidianana no tokony hanatanterahana asa sosialy”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2019
Sosialy.Gaboraraka eto Iarivo sy ny manodidina Midina eny an-dalambe hatramin’ny omby

Miditra an-tsehatra eny amin’ny arabe amin’ny andro atoandro amin’ny 11 ora sy sasany ihany koa ny ombin-tsarety eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT