• Alakamisy 25 Jolay 2019
Sosialy.Fanavaozana ny tsenan’Anosibe Tsy mpivarotra ary tsy mponina ao ireo manakorontana

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ny mponin’Anosibe, ny solontenan’ny mpivarotra ary ny TAM mpanao rugby izay mpiambina ny parking ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Sosialy.Antananarivo Renivohitra Hovonoina ireo alika mirenireny

Ny fotoana mampahazo vahana ny fiovaovan’ny toetr’andro tahaka izao no tena mampirongatra ny aretina haromotana vokatry ny kaikitry ny alika na ny rangotry ny saka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Sosialy.Maripana nidina ambany Ny aretin-tratra sy ny sohika no tena mahavoa ny olona

Ny aretin-tratra sy ny sohika no tena aretina mamely amin’izao vanim-potoan’ny ririnina izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Sosialy.Loza tao Mahitsy Olona efa-mianaka no voatery naiditra hopitaly

Nifanesy tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana nitranga tany amin’iny lalam-pirenena fahefatra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2019
Sosialy.Polisy vao nivoaka Hanome ra hanampiana ireo marary mila fandidiana maika

Hafa dia hafa ny fihetsika hasehon’ireo mpianatra ho polisy vao nivoaka ny zoma lasa teo miisa 1.098 mirahalahy. Mialoha ny handraisan’izy ireo ny tena asany mantsy dia hanome ra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2019
Sosialy.Colonie de vacances Miteraka olana ny fialantsasatra tsy mitovy

Ny tontolo iainana, ny fanabeazana ary ny fiarahamonina no tanjona telo napetraky ny CEMEAM, izay fikambanana mikarakara hetsika fialantsasatra iombonana (colonie de vacances).

Hamaky ny tohiny
FTT