Sosialy

Fahantran’ny Malagasy Ireo nosy eparsa no vahaolana, hoy ny ANM


  • Alakamisy 08 Aogositra 2019

Nanao antsoavo ho an’ny fikambanana rehetra miady amin’ny hiverenan’ireo nosy manodidina na nosy Eparsa amin’ny Malagasy omaly ny avy eo anivon’ny fikambanana nosy

 

Malagasy na ANM mba hiara-kanangana fivondronana hiaraha-mitolona hiverenan’izay fananan’ny Malagasy izay. Tokony hanontany ny tena tompon’ireo nosy ireo, izany hoe ny Malagasy, hoy ny filohan’ity fikambanana ity, Arlette Ramaroson, ny frantsay mikasika ny amin’ny tokony na tsy tokony hiaraha-mitantana ireo nosy ireo. Mila ny finiavan’ny filoham-pirenena Malagasy hitabataba amin’ny firenena mikambana hoe anay ireo nosy ireo. 188 isa no firenena mpikamban’ny ONU ary lalàna ao ny hoe tsy azo alaina ny tanin’olona. Efa 57 taona no antsika ireo nosy ireo ary rehefa jerena ny harenan’ireo ka azontsika tanteraka ireo nosy ireo dia ho afaka eto ny ziogan’ny fahantrana. Na tsy isika aza no hitrandraka ireo barilin-tsolitany na etona ao dia azontsika atao ny mampanofa azy sy manao fifanarahana mazava amina orinasa matanjaka dia manao irony antsoina hoe “sous traitance” toy ny fanaon’ny amerikanina irony, hoy hatrany ity filoha ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT