• Talata 23 Jolay 2019
Sosialy.Fitrandrahana ny farihin’i Tritriva Lehilahy iray tsy nahazo alalana no tratra

Lehilahy iray izay tsy nahazo alalana akory avy amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana, efa nitrandraka ny farihin’i Tritriva ao Antsirabe nandritra ny fotoana maro no tratra ka nampiatoana tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Sosialy.Vidin’ny vary Tsipala Niakatra 50 Ariary ny kapoaka

Manomboka miakatra indray ny vidim-bary eny an-tsena raha toa ka marin-toerana izany nandritra ny herinandro maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Sosialy.Miverina indray ny aretin-doza Ebola Anisan’ny tandindonin-doza i Madagasikara

Nahatratra 11 000 ny matin’ny aretina Ebola ary 28 000 no narary tany amin’iny faritra Afrika Atsinanana iny ny taona 2014-2016, ka anisan’ny voa mafy ny tao RD Congo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Sosialy.Hetsika “tagnamaro” fahadimy Nafotaka ny fanadiovana teny Ankatso

Manomboka azon`ny olom-pirenena ny hevitra hampitaina amin`ny hetsika “tagnamaro” izay efa miditra amin`ny andiany fahadimy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Sosialy.TOBIN’NY ZAZA MADITRA Zazalahy 115 no harenina ao Anjanamasina

Miisa 115 amin’izao ireo zazalahy nania beazina ao amin’ny toby Anjanamasina eny Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Sosialy.Finday avo lenta vaovao 9 karazana Ho hita etsy Analakely sy Soarano

Eo amin' ny sehatry ny toekarena maneran-tany dia maro ireo orinasa fanta-daza izay manavao ny tolotra omeny.

Hamaky ny tohiny
FTT