• Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sosialy.Antananarivo Renivohitra Manomboka mivangongo ny fako

Mbola misy mivangongo ihany ny fako eto an-drenivohitra hatramin’ny faran’ny herinandro teo, toy ny etsy Anosizato izay mamoaka fofona maimbo tokoa sady mibahan-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sosialy.Fitaovam-pianarana feno Ny 25 %-n’ny ray aman-dreny ihany no mahavidy

Ny 25 %-n’ny ray aman-drenin’ny mpianatra ihany isaky ny fanombohan’ny taom-pianarana ho an’ireo sekolim-panjakana no mahavita mividy fitaovam-pianarana feno ho an-janany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Sosialy.Fisorohana ny fiakaran’ny rano eto Iarivo Vita ny « station de pompage » eny Andavamamba

Vita ny fanavaozana ny « station de pompage » etsy Andavamamba Anatihazo Isotry rehefa namboarina sy nokarakaraina nandritra ny 2 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Sosialy.Andramasina Fito volana tsy nandray karama ireo mpampianatra FRAM

Fito volana tsy nandray karama koa ireo mpampianatra FRAM any amin’ny distrikan’Andramasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Sosialy.Herisetra mahazo ny olona sembana Mitaky ny hanaovana fanadihadiana ny “Autisme Madagascar”

Mangataka ny hanatanterahana fanadihadiana nasionaly momba ny trangana herisetra mahazo an’ireo olona tratran’ny fahasembanana sy ny fikorontanana ara-tsaina ny fikambanana Autisme Madagascar,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Sosialy.“Jeunes cadres” avy any Androy Nahatsiaro ho natao anjorom-bala hatramin’izay

Nitaraina mafy ireo tanora mivondrona ao anatin’ny jeunes cadres avy any Androy omaly alarobia 24 jolay raha nitafa tamin’ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
FTT