• Talata 30 Jolay 2019
Sosialy.Fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa Hohatsaraina tsenan’i Besarety

Tonga nidina nijery ny zava-misy tetsy amin’ny tsenan’i Besarety Boriborintany fahatelo ny delegen’ny Boriborintany fahatelo Hery Razafintsalama sy ireo mpiara-miasa aminy, ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Sosialy.Andraisoro sy Ambatokaranana Nahazo lalankely

Taorian’ny fitarainan’ireo mponina eny Andraisoro sy Ambatokaranana voarain’ny avy eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra dia nanatanteraka fitsidihana teny ifotony ireo tompon’andraikitra avy eo anivon’ny CUA omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sosialy.Ady amin’ny fahantrana Ny toe-tsaina sy ny rafitra ifotony no tokony homena lanja

Tsy midika akory fa tsy maintsy voretra, fa ny toe-tsaina no tokony hamboarina ary ny rafitra eny ifotony toy ny fokontany dia tokony homen’ny fanjakana fahefana feno amin’ny fanaraha-maso sy ny fampandrosoana ny faritra misy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sosialy.67Ha Avaratra atsinanana, Ambodin’Isotry Tapaka nanomboka ny zoma teo ny rano

Nanomboka ny zoma 26 jolay teo no tapaka tanteraka ny ranon’ny Jirama eny amin’ny faritr’i 67Ha Avaratra atsinanana iny; velon-taraina tanteraka ny mponina satria ilaina isan’andro ny rano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sosialy.Asa fihariana atody ao Mahitsy Ny 30 %-n’ireo mpandraharaha ihany no mandoa hetra ara-dalàna

Mitaraina ny amin’ny hafitsok’ireo mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny atody ao amin’ny faritra iadidiany ny kaominina Mahitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Sosialy.Fiterahana ieren-doza Vehivavy 2 amin’ny 5 no manatona tobim-pahasalamana

Tafakatra 41% tamin’ny taon-dasa ny taham-pampiasana fomba fandrindram-piterahana maoderina eto amintsika, raha toa ka 5% monja izany, 25 taona lasa izay.

Hamaky ny tohiny
FTT