• Alarobia 31 Jolay 2019
Sosialy.Tsena vaovao namboarina ao Anosibe Mitsahatra ny asa, hoy ny prefe

Nisy nandrava sahady ireo rindrina natsangana hanamboarana tsena vaovao ao amin’ny ampahan’ny parking ao Anosibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Sosialy.Delegen’ny Boriborintany faha-4 “Fanosoram-potaka no natao ahy”

Nisy ny fanomezana ny “permis de construction” matoa nisy ny fanorenana ny tsena ao amin’ny “parking Anosibe” izay miteraka olana sy korontana amin’izao fotoana, hoy ny delegen’ny Boriborintany fahefatra. Nambarany fa nisy olona nilaza, fa anisan’ny nandray vola tamin’ny fanamboarana io tsena io, izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Sosialy.KAOMININA IVATO Miara-miasa amin’ny rehetra ny ben’ny tanàna

Miara-miasa amin’ny rehetra ny ben’ny tanànan’Ivato Penjy Randrianarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Sosialy.Rano tapaka teny Ambohimiandra Vokatry ny fanarenana ny fantson-drano, hoy ny JIRAMA

Tapaka ny famatsian-drano teny Ambohimiandra sy ny manodidina omaly talata nanomboka tamin’ny 03 ora folakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Sosialy.Antananarivo sy ny manodidina Mihamahazo vahana ny areti-maso

Ankoatra ny aretin’ny taovam-pisefoana sy ny tazo dia mihamahazo vahana ihany ny areti-maso amin’izao fotoana izao. Ireo mponina ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano no tena mahita faisana amin’izany herinandro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Sosialy.Harena voajanahary malagasy miha ringana « Mila mandray fepetra ny fitondrana ! »

Efa be dia be ny harena voajanahary Malagasy ringana, hoy ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny tontolo iainana eto amintsika na WWF, Tiana Ramahaleo.

Hamaky ny tohiny
FTT