Sosialy

Jerry Rakotoarijaona « Ny mpanohitra no tena mpanolotsaina ny filoham-pirenena ! »


  • Alarobia 14 Aogositra 2019

Efa misy ny dingana atao ankehitriny eny anivon’ny antenimieram-pirenena sy teny amin’ny Carlton Anosy mba hametrahana ny tena atao hoe fanoherana, hoy ny filohan’ny fikambanana Vahaolana anio sy rahampitso na VAR,

 Jerry Rakotoarijaona. Ilaina amin’ny tany tena demokratika ny mpanohitra saingy mila apetraka ny hoe inona no ataony ary iza no toheriny ? Ny tena fanoherana dia ny fitondrana ny atao hoe fifandanjan-kery. Izany hoe ny mpanohitra no tokony ho ilay antsoina amin’ny teny vahiny hoe “contre poid” an’ny mpitondra ka raha tena mahay mihaino ny mpitondra dia ny mpanohitra azy no tena lasa mpanolotsainy satria ny hevitra entin’ny mpanohitra no entiny hanitsiany ny lalan-kizorany, hoy hatrany ity filohan’ny VAR ity. Heveriko, hoy izy, fa mila miresaka anefa mialoha an’izay ny samy mpanohitra mametraka an’izay tena hitarika azy ireo.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT