• Alakamisy 01 Aogositra 2019
Sosialy.Rano maloto , diky miparitaka Manimba ny fahasalamana, mamono ireo ankizy latsaky ny 5 taona

Ny 60 %-n’ny vatan’ireo ankizy latsaky ny dimy taona dia rano avokoa no mbola mandrafitra azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Sosialy.Andavamamba Leo fofona kafe ny mponina, feno setroka ny tanàna

Velon-taraina ireo mponina etsy Andavamamba noho ny fisiana ozinina iray mpanodina kafe eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Sosialy.Bemasoandro Itaosy Misy manangana indray ilay pylone efa nolavin’ny mponina

Misy miverina manangana indray raha somary nangingina kely teo aloha teo ilay pylone ao amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Sosialy.Tanàna vaovao ao Soaniedanana Nojeren’ny fanjakana fotsiny hatramin’izay

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ny filoha nasionalin’ny HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina manoloana ilay

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Sosialy.Boriborintany faha-4 Fokontany roa nahazo tetikasam-pampandrosoana PSAE

Notanterahana omaly maraina ny fifanaovan-tsonia momba ny tetikasa PSAE ( Programme de Solidarité d’Andohatapenaka et ses Environnants)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Sosialy.FLM Ambohijatovo Vangaindrano Nampidirina CNaPS avokoa ireo katekista

Hisitraka ny fiahiana ara-tsosialy manomboka izao ireo katekista eo anivon’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) ao Vangaindrano anatin’ny Synodam-paritany Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
FTT