• Talata 27 Aogositra 2019
Sosialy.Fianakaviana saika hamadika Razana iray sisa hita tao am-pasana

Mirongatra ny vaky fasana eto amintsika. Fasana iray indray no lasibatr’ireo mpanao ratsy tao Ambohimiarivo, kaominina ambanivohitra Andranomanelatra, distrikan’Antsirabe II ny alatsinainy 19 aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Sosialy.Sampana mpamonjy voinan’ny CUA Manao fanentanana ara-pahadiovana

Ao anatin’ny ezaka fankalazana ny faha-70 taona niorenany ny vondrona mpamonjy voinan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) amin’izao fotoana ka hetsika maro no notanterahina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Sosialy.DISTRIKAN’AMBOHIDRATRIMO Mbola maro ireo olana sedrain’ny mponina

Mbola maro ny olana sedrain’ireo mponina ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo, tsy maintsy hovahan’ny solombavambahoaka voafidy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Sosialy.Taksibe sy fiarakaretsaka eto Iarivo Entanin’ny mpamojy voina hampiasa dabam-pako

Miomana sahady amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Sosialy.Fandahavana hahazoana rano Ho vita amin’ny faran’ny volana ny eny Atsimondrano...

Miezaka manatanteraka ny teniny ny orinasa JIRAMA sy ny minisiteran’ny angovo, ny rano ary ny akoranafo amin’ny famatsiana rano ny mponin’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Sosialy.TAKSIBE MIHODINA AN-DALANA Mila fiaraha-miasa amin’ny CUA ireo kaominina manodidina

Tsy misy izay tsy mitaraina amin’ny hafitsoky ny taksibe ny ankamaroan’ny mpandeha eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT