Sosialy

Minisiteran’ny asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy Mitohy ny ady amin’ny kolikoly


  • Alatsinainy 09 Septambra 2019

Mbola manankery ankehitriny ny teny filamatra noraisin-dry zareo mpiasa ao amin’ny minisiteran’ny asa, ny fampananan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy tarihan-dRtoa Gisèle Ranampy manao hoe “Tsy misy indrafo ho an’ny mpanao kolikoly”

 

ka mbola manankery ihany koa, dia mbola mijanona ho maimaimpoana avokoa ny asa atao eo anivon’ity minisitera ity mandra-pisian’ny fandaminana vaovao mahakasika izany indrindra ny mikasika ny fanomezan-dalana hiasan’ireo mpiasa vahiny na miasa eto an-drenivohitra na any amin’ny Faritra sy ny fanomezana fitoviana lenta ara-pitondran-draharaha ny mari-pahaizana sy ny manodidina. Natao izao hanamafisana ny voalazan’ny velirao fahatelon’ny filohan’ny Repoblika Malagasy momba ny fametrahana ny asam-panjakana lavitry ny kolikoly sy ho fampiharana ny politika ankapobeny’ny fitondram-panjakana  izay manana ny tanjona ny zavatra ataony hipaka mivantana any amin’ny fiainan’ny vahoaka.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT