- Alatsinainy 02 Septambra 2019
Sosialy.Kaominina Ambohijanaka Nahazo lisea manara-penitra
Nahazo lisea ihany ny kaominina Ambohijanaka, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyNahazo lisea ihany ny kaominina Ambohijanaka, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyJiro 3.000 hanazava ireo lalambe sy lalankely rehetra ho an’ny fokontany 20 eny Alasora amin’ny alalan’ny tetikasa “Alasora mirehitra jiro” novolavolain’Atoa Jimmy Randriantsoa.
Hamaky ny tohinyNiaka-bidy avokoa ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro na ny PPN eny an-tsena. Tato anatin’ny roa herinandro no tena nahitana izany, raha araka ny resaka nifanaovana tamin’ireo mpivarotra enta-madinika etsy Isotry sy Anosibe.
Hamaky ny tohinyTafakatra 41% tamin’ny taon-dasa ny taham-pampiasana fomba fandrindram-piterahana maoderina eto amintsika, raha 5% monja teo aloha, 25 taona lasa izay.
Hamaky ny tohinyMisy ireo mpivarotra sasany no manararaotra mampiakatra ny vidin’ny menaka fihinana eny an-tsena, hoy ny avy ao amin’ny rafitra mpanao fanadihadiana momba ny lalàn’ny fifaninanana ara-barotra na ny ANMCC.
Hamaky ny tohinyHotanterahina manomboka ny zoma 30 septamba ho avy izao ny fankalazana ilay hetsika « Nosy Be Symphonie » izay karakarain’ny « Comité d’Organisation d’Activités Culturelles ».
Hamaky ny tohiny