- Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana Tsy maintsy halamina sy harindra, hoy ny Delege
Na dia efa nametraka ireo tsipika mavo natokana ho an’ireo mpivarotra aza ny eo anivon’ny kaominina dia mbola misy ihany ireo mpivarotra no mihoa-pefy sy mivoaka ny faritra izay voafaritra natokana ho azy ireo.
Hamaky ny tohiny