• Alakamisy 22 Aogositra 2019
Sosialy.Antananarivo Renivohitra Hafindra eny Isotry avokoa ireo tsy manan-kialofana

Ho fanadiovana ny tanàna mialoha ny hahatongavan’i Papa François eto an-tanindrazana amin’ny fiandohan’ny volana septambra ho avy io dia nisy ny hetsika notanterahin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra tamin’ireo tsy manan-kialofana, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Sosialy.Fampinonoan-dreny Mamonjy aina miisa 800.000 isan-taona

Araka ny fantatra dia ahafahana mamonjy aina miisa 800.000 isan-taona ny fampinonoan-dreny tsy misy fangarony, ka zaza latsaky ny enim-bolana ny ankamaroan'ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Sosialy.BORIBORINTANY VOALOHANY Nodiovina ny tanàna

Norarahana fanafody famonoana bibikely iadiana amin’ny otrikaretina avokoa rehefa voadio ny ankamaroan’ireo tanàna tao amin’ny Boriborintany voalohany, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Sosialy.Ambohibarikely Paraky Raim-pianakaviana iray maty voatsatok’antsy

Raim-pianakaviana iray manodidina ny 50 taona omaly maraina no efa hitan-janany nitsitra tsy nisy fofon’aina intsony tetsy amin’ny tranompatin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Sosialy.Rano fisotro madio Mbola maro ny ezaka ho an’Atsimondrano

Sarotra ny mahazo rano fisotro madio eny anivon’ny distrikan’Atsimondrano na dia kilometatra vitsy miala amin’ny renivohitra aza. Maro ny tantsaha kanefa misy ny tanimbary maina tahaka ny eny amin’ny faritra Amboanjobe izay mampihen-danja ny famokarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Sosialy.Aretina diabeta Tokony hotiliana isan-taona farafaharatsiny

Aretina mety hitarika hatrany amin’ny fahafatesana ny diabeta raha tsy voatsabo.

Hamaky ny tohiny
FTT