• Alakamisy 29 Aogositra 2019
Sosialy.Olan-drano eto Antananarivo Nanomboka ny taona 2007

Nanomboka ny taona 2007 no niofo tsikelikely notantanina fikambanana anaty fokontany ireo paompin-dranom-panjakana teto Antananarivo, izany hoe,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2019
Sosialy.Zaza nisy nanala ny masony Notolorana seza misy kodiarana

Tonga nitsidika ilay zazalahikely vao telo taona monja sembana ara-batana monina ao Ankililaoka, distrikan’i Toliara II ny talen’ny kabinetra sy ny talem-paritry ny minisiteran’ny mponina ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana, omaly.

Sosialy.Fananganana tanàna vaovao Roso hatrany ny dian’ny HAFARI

Roso hatrany ny dian’ny fikambanana Hafari Malagasy amin’ny fananganana tanana vaovao sy hanampiana ny mpiray tanindrazana amin’ny asa fihariana mahavelona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Sosialy.Hopitaly miaramila Soavianandriana Arirarira ny fisotroan-drononon’ny mpiasa

Tsy misitraka ara-dalàna ny vola fisotroan-drononony na ny “pension” tokony horaisiny hatramin’izao ireo mpiasam-panjakana misotro ronono na « fonctionnaires retraités » tamin’ny 2016 tao amin’ny hopitaly miaramila Soavinandriana (CENHOSOA),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Sosialy.Pesta sy ny famadihana Mifanojo hatrany ireo, hoy i Dr Fidy

I Madagasikara irery maneran-tany no mbola firenena ahitana aretina pesta ary eto ihany no mbola ahitana famadihan-drazana isan-taona.

Hamaky ny tohiny
FTT