- Alatsinainy 04 Novambra 2019
Sosialy.Sekoly ambony CNTEMAD Hanomboka ny 18 novambra ny fanadinana
Taorian’ny fanafoanana ny fanadinam-panjakana Cntemad izay nifanindry tamin’ny fanadinam-panjakana Bakalôrea fiodinana faharoa manokana farany teo dia fantatra fa hotanterahina tsy ho ela izany taorian’ny fandaminana
Hamaky ny tohiny