Sosialy

Toetr’andro Mananontanona ny rivodoza


  • Talata 03 Desambra 2019

Nivadika ho rivodoza ilay tangoron-drahona niforona tany amin’ny faritra avaratry ny Nosy raha ny vaovao azo omaly atoandro.

  

 

 

 

Tany amin’ny 900 km avaratra atsinanan’Antsiranana no nisy ny foibeny, omaly. Anio kosa vao tena ho fantatra mazava  ny lalan-kizorany. Na izany aza dia efa nisy fiantraikany tany Antsiranana sy Besalampy sahady ny fisian’izany izay niteraka ranon’orana, antony nampitandremana ireo mpiandrika sy mponina any an-toerana mba samy hitandrina. Anisan’izany ireo ankizy madinika mpianatra. Marihina moa fa anisan’ny antony mampahazo vahana ny rivotra mangatsiaka teto an-drenivohitra ny fiforonan’io rivodoza io omaly maraina na dia nisy ihany aza ny hafanana.

Pati

 

 

 

 

 

Toetr’andro

Mananontanona ny rivodoza

 

Nivadika ho rivodoza ilay tangoron-drahona niforona tany amin’ny faritra avaratry ny Nosy raha ny vaovao azo omaly atoandro. Tany amin’ny 900 km avaratra atsinanan’Antsiranana no nisy ny foibeny, omaly. Anio kosa vao tena ho fantatra mazava  ny lalan-kizorany. Na izany aza dia efa nisy fiantraikany tany Antsiranana sy Besalampy sahady ny fisian’izany izay niteraka ranon’orana, antony nampitandremana ireo mpiandrika sy mponina any an-toerana mba samy hitandrina. Anisan’izany ireo ankizy madinika mpianatra. Marihina moa fa anisan’ny antony mampahazo vahana ny rivotra mangatsiaka teto an-drenivohitra ny fiforonan’io rivodoza io omaly maraina na dia nisy ihany aza ny hafanana.

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT