• Alarobia 06 Novambra 2019
Sosialy.Mponina sy fampandrosoana Hiatrika fivoriam-be any Nairobi ny tanora Malagasy

Hisy ny fihaonana an-tampony hotanterahina any Nairobi-Kenya amin’ity volana novambra ity mandritra ilay kaonferansa iraisam-pirenena mahakasika ny mponina sy ny fampandrosoana (ICPD).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Sosialy.Antananarivo Hivaha ny 70 % n’ny olan’ny rano afaka 12 volana

Nidina ifotony nijery ireo fotodrafitrasa fanatsarana ny famatsian-drano eto Antananarivo ny minisitry ny Angovo, ny Rano ary ny Akoran’afo, mpisolo toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Sosialy.Saram-pisoratana - EPP Ilay 4.000 na 5.000 Ar isaky ny ankizy no nofoanana

Niteraka resabe teto amintsika mihitsy efa ho tapa-bolana izao ny fisian’ilay fanambarana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Rtoa Volahaingo Marie Therese

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Sosialy.ZAITRA Mitombo isa ireo mivelona aminy

Mitombo isa hatrany ireo olona mivelona amin’ny asa tenany toy ny zaitra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Sosialy.Halatra gazoala an’ny JIRAMA Olona efatra indray no tratra tany Nosy Be

« Jerrican» mavo miisa 13 feno gazoala indray no tratra tao amin'ny tobim-pamokarana herinaratry ny Jirama Nosy-Be Hell-ville ny alin'ny 01 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Sosialy.Halatra gazoala an’ny JIRAMA Olona efatra indray no tratra tany Nosy Be

« Jerrican» mavo miisa 13 feno gazoala indray no tratra tao amin'ny tobim-pamokarana herinaratry ny Jirama Nosy-Be Hell-ville ny alin'ny 01 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT