- Talata 29 Oktobra 2019
Sosialy.Olana eny anivon’ny EPP Andraikitry ny FEFI, hoy ny sefo Cisco Antananarivo Renivohitra
Nitondra fanazavana mikasika ny olana mitranga eny anivon’ireo EPP maro samihafa eto amin’ny
Hamaky ny tohinyNitondra fanazavana mikasika ny olana mitranga eny anivon’ireo EPP maro samihafa eto amin’ny
Hamaky ny tohinyNivory tao Johannesbourg Afrika Atsimo nanomboka ny 26 septambra lasa teo ka hatramin’ny 02 novambra 2019 ho avy izao ny firenena avy aty amin’ny ilany atsimon’i Afrika sady mpikambana ao amin’ny SADC.
Hamaky ny tohinyTsy mitsahatra mitotongana ny taham-pahalalana fototry ny ankizy nahavita ny taona fahadimy ao amin'ny ambaratonga fototra, araka ny tatitra navoakan'ny Tahirin'ny Firenena Mikambana ho an'ny ankizy,
Hamaky ny tohinyNoferana ho 50.000 ariary ny fatran’ny gazoala ho an’ireo taksiborosy sy mpajifa iray,
Hamaky ny tohinyMaherin'ny 150 ireo mpitsoa-ponenana monina eto Madagasikara raha ny tarehimarika navoakan'ny fikambanana CDA, izay miahy azy ireo.
Hamaky ny tohinyAzon’ny fanjakana atao ny maka tanim-panjakana iray noho ny tombontsoan’ny daholobe araka ny lalàna and. faha 34 ao anaty lalàmpanorenana sy efa voafaritra mifandraika amin’izany.
Hamaky ny tohiny