• Alatsinainy 11 Novambra 2019
Sosialy.Hetraketraka tany Andapa Vehivavy 6 no maty tao anatin’ny tapa-bolana

Tsy milamina ny fandriampahalemana any amin’ny distrikan’Andapa, Faritra SAVA.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2019
Sosialy.Vita ny lalana, mirimorimo ny fiara Matahotra ny mponina eny Antanimenakely

Vita tanteraka ny lalana eny Antanimenakely, mihazo an’Itaosy amin’izao fotoana izao. Dibo-kafaliana ny mponina noho izany saingy sahirana ihany koa. T

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2019
Sosialy.Mitohy ny krizy Ho mafy ny fisondrotry ny vidim-piainana…

Mampanahy ny ho tohin’ny fiainam-pirenena eo amin’ny lafiny ara-toekarena sy ara-tsosialy noho ny antony maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2019
Sosialy.Haisoratra Voarafitra anaty boky ny zava-bitan’ny Barea

Voarafitra anaty boky 22 pejy ihany ny tantaran’ny ekipam-pirenena ny Barean’i Madagasikara. Ramatoa Verenako Miriam, mpikambana ao amin’ny akademia no nanoratra azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Sosialy.Mahazoarivo Olona roa maty tototry ny tany

Olona roa izay voalaza fa mpianaka ( dadabe sy zafikely) no maty tototry ny tany omaly maraina tokony ho tamin’ny 09 ora teny Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Sosialy.Fiofanana momba ny fiahiana ara-tsosialy Tany Ambatolampy indray ny CNaPS – SASS

Notohizana tany Ambatolampy ny fiofanana momba ny fiahiana ara-tsosialy.

Hamaky ny tohiny
FTT