Sosialy

Haisoratra sy kolotsaina Hisokatra rahampitso ny tranomboky Rajaona Simeon Regis


  • Alarobia 04 Desambra 2019

Hisokatra rahampitso alakamisy 05 desambra, ny tranomboky iombonana Rajaona Siméon Regis eny Antsahabe, eo ambanin’ny kolejy Claire Fontaine.

 

 

 Tanjon’ny mpikarakara ny mba hahafahana manome lanja hatrany ny vaky boky  eto amintsika  hitaizana ny ankizy sy ny  tanora. Amin’ny ankapobeny tokoa mantsy dia saika variana amin’ny  filalaovana finday avokoa ny rehetra ka manadino tanteraka ny fampitomboana fahalalana amin’ny alalan’ny boky. Hisokatra isan’andro manomboka amin’ny 08 ora maraina ka hatramin’ny 05 hariva araka izany ity tranomboky ity raha amin’ny alarobia 18 desambra no hosokafana amim-pomba ofisialy. Ho an’ny mpanao gazety manokana  dia nambaran’ny tompon’andraikitra fa afaka mandalo  maka ny vaovao rehetra mahakasika ity tranomboky ity izy ireo, manomboka rahampitso.

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT