- Alarobia 30 Oktobra 2019
Sosialy.Fiaraha-miasan’ny BAD sy ny BNGRC Mitotaly 4 miliara Ariary ireo fitaovana nomena
Mitentina 4 Miliara Ariary ireo fitaovana natolotry ny Banky iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana (BAD) ho an’ny Birao Nasionalin’ny Fitantanana ny Loza Ara-boajanahary (BNGRC) izay omena ireo faritra 6 lasibatra ny loza :
Hamaky ny tohiny