• Alarobia 13 Novambra 2019
Sosialy.Mponin’Ambohidratrimo Mandeha taksibe vao mahita rano vidiana

Velon-taraina tanteraka ireo mponina eny Ambohidratrimo noho ny tsy fisian’ny rano fisotro madio.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Novambra 2019
Sosialy.Tania, zazavavy kely 10 taona Vehivavy roa no naka an-keriny azy

Tovovavy kely iray vao 10 taona monja antsoina hoe Tania, monina eny Avarabohitra Soavimasoandro no tsy hita nanomboka ny alatsinainy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Novambra 2019
Sosialy.Lalam-pïofanana lalàna Mbola tena mahaliana ny mpianatra

Anisan’ny lalam-piofanana mbola tena mahaliana ireo tanora mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea amin’izao ny lalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Sosialy.Orinasa mpanao Goudron eny Alasora Mbola olana tsy mety voavaha…

Taorian’ny hetsika nataon’ireo mponina monina eny Ankazobe Alasora mikasika ny tokony hanalana tsy misy hatak’andro ilay orinasa mpanodina goudron terena hatsangana eny an-toerana dia nisesy ny fidinana ifotony nataon’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny toy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny ofisim-pirenena misahana ny tontolo iainana…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Sosialy.Tetikasa PECEB via logiciel VIEN Tsy ho taraiky amin’ny fahaizana lalàna intsony ny vahoaka

Tsy mahay lalàna ny ankamaroan’ny sarambabem-bahoaka ankoatra ireo nianatra izany manokana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2019
Sosialy.Olana ny solika, antitra ny fitaovana Tsy misy vahaolana matotra ny delestazy

Tsy nisy izay tsy nitaraina tamin'ny fahatapahan-jiro matetika teto an-drenivohitra ny faran'ny herinandro teo ny isan-tokantrano, nanomboka ny zoma, sabotsy ary omaly alahady.

Hamaky ny tohiny
FTT