- Alatsinainy 18 Novambra 2019
Sosialy.Bemasoandro Itaosy Trano iray may kila vokatry ny fandrehetana labozia
Toy ny faritra rehetra dia misedra fahatapahan-jiro matetika ihany koa ny eny Bemasoandro Itaosy eny.
Hamaky ny tohinyToy ny faritra rehetra dia misedra fahatapahan-jiro matetika ihany koa ny eny Bemasoandro Itaosy eny.
Hamaky ny tohinyNitokona ireo mpitatitra amin’ny zotra nasionaly mihazo ny lalam-pirenena voalohany, faha-4, ary faha-6 omaly, ka nivoaka ivelan’ny toby fiantsonana tetsy amin’ny Gara Maki Andohatapenaka.
Hamaky ny tohinyHiara-kiasa hiady amin’ny kolikoly manomboka izao ny orinasa JIRAMA sy ny birao mahaleo tena iadiana amin’ny kolikoly na ny BIANCO.
Hamaky ny tohinyTena mahaliana ny tanora Malagasy, indrindra ireo vao afa-panadinana Bakalôrea ny hanohy fianarana any ivelany.
Hamaky ny tohinyManomboka mirotsaka ny ranon’orana eto an-drenivohitra. Maro ireo faritra ahiana hampidi-doza noho izany toy ireo faritra avo izay misy ireo vatobe mandondona. Ho an’ny fokontany
Hamaky ny tohinyIray amin’ny roa ireo ankizy latsaky ny dimy taona eto amintsika no lasibatry ny tsy fanjarian-tsakafo.
Hamaky ny tohiny