- Alakamisy 21 Novambra 2019
Sosialy.Fakana fasika eny Ikopa Ahiana hamotika fotodrafitrasa maro
Lakana enina na fito isan’andro no maka fasika ao ambany tetezan’Ampasika, lalovan’ny ranon’Ikopa amin’izao no hitan’ireo tompon’andraikitra eny an-toerana manao izany asa izany tsy mitsahatra.
Hamaky ny tohiny