- Alatsinainy 25 Novambra 2019
Sosialy.CORPS DE PROTECTION CIVILE 16 taona namonjena ain’olona
Efa hofanina amin’ny famonjena ain’olona ihany koa ankehitriny ny miaramila.
Hamaky ny tohinyEfa hofanina amin’ny famonjena ain’olona ihany koa ankehitriny ny miaramila.
Hamaky ny tohinyNy minisitry ny Indostria sy ny varotra ary ny asa tanana Malagasy (MICA), Rtoa Rakotomalala Lantosoa, notronin’ny Talen’ny
Hamaky ny tohinyHiverina ny Foara Vidy Varotra ka hatao mandritra ny efatra andro dia 28-29-30 novambra, ary hifanarana ny 1 desambra etsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina Mahamasina ny andiany faha-11.
Hamaky ny tohinyNisy andian’olona nirohotra namotika ny atin’ny tobim-paritry ny JIRAMA ao Maroantsetra, afak’omaly hariva, tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany.
Hamaky ny tohinyMila ahena na soloina mihitsy ny hetra alaina amin’ny lafiny nomerika hoy ireo mpisehatra amin’izany
Hamaky ny tohiny100 ka hatramin’ny 900 taona vao levona ny tavoahangy plastika iray raha haparitaka fotsiny eny rehetra eny.
Hamaky ny tohiny