Sosialy

Fifanampiana Malagasy Olona 500 nozaraina vary sy menaka


  • Talata 24 Desambra 2019

Olona miisa 500 avy eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina no nozarain’ny fikambanana Fifanampiana Malagasy vary sy menaka tao amin’ny birao foibeny, tetsy Ampandrana, ny alatsinainy lasa teo.

 

Araka ny fanazavana voaray, dia efa fanaon’ity fikambanana  ity ny mizara sakafo ho an’ireo olona sahirana sy zokiolona ireo, rehefa ankatoky ny fety tahaka izao.  Fikambanana anisan’ny mpanao asa soa ny fikambanana ary mitaiza ireo ankizy sahirana koa. Marihana, fa entin’ny fifanampiana Malagasy mialà sasatra any amin’ny faritra ireo ankizy ireo, ka ny farany teo, dia tany Foulpointe, ka faly ireo ankizy miisa 140, fa sady nialà voly no nahita ny hankaton’ny ranomasina izy ireo.

Sitraka r.       

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT