• Talata 24 Desambra 2019
Sosialy.Jiro hiatrehana ny fety Nanampy ekipa ny JIRAMA

Mandray fepetra maromaro ny orinasa hisorohana ny olan’ny fahatapahan-jiro sy rano, amin’izao ankatoky ny Noely sy ny faran’ny taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2019
Sosialy.Fifanampiana Malagasy Olona 500 nozaraina vary sy menaka

Olona miisa 500 avy eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina no nozarain’ny fikambanana Fifanampiana Malagasy vary sy menaka tao amin’ny birao foibeny, tetsy Ampandrana, ny alatsinainy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2019
Sosialy.Halatra lakroam-pasana 3 mianadahy voasambotra

Nanjavona tsikelikely ireo lakroam-pasana vita amin’ny vy, na misy vy tamin’ireo fasana eny amin’ny "croisement Boanamary » ao Mahajanga, efa fotoana maromaro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Sosialy.Fananantany Kara-tany 2 tapitrisa hozaraina ao anatin`ny efa-taona

Ny 90%-n`ireo raharaha eo anivon`ny fitsarana dia resaka fananantany ary miha mahazo vahana ankehitriny. Zo fototra izy io ary antoky ny fampandrosoana ka zava dehibe ny fampafahantarana azy eny ifotony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Sosialy.Fanoratana ny tany Mbola sarotra ny fombafomba eto Madagasikara

Atrikasa hanamorana ireo fombafomba hanoratana ny taratasin-tany no natao tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Sosialy.RSE CNaPS Nanolotra fanomezana ho an’ny Orchidées blanches

Tontosa tetsy amin’ny Orchidées Blanches Androhibe omaly talata 18 desambra maraina ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny olona sembana ara-tsaina.

Hamaky ny tohiny
FTT