• Alatsinainy 16 Desambra 2019
Sosialy.Ramena Antsiranana Voay 3 nanetsehana ny komandon’ny 2ème RFI

Nahitana voay telo lehibe nihaodihaody tany amin’ny sisin-dranomasin’i Ramena any Antsiranana ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Sosialy.Ambatolampy Tokantranona zandary 7 tratra nangalatra herinaratra

Trano miisa fito, fonenan'ny zandary any Ambatolampy no tra-tehaka nangalatra herinaratry ny JIRAMA, ny 05 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Sosialy.Olana ara-drano Manomboka sosotra ireo mpianatra eny Ankatso

Manome fe-potoana hatramin’ny faran’ny taona ny minisiteran’ny fampianarana ambaratonga ambony mpiahy azy sy ny CROUA ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Sosialy.Lalao “Jumbo millionaire” Loka 10 000 000Ar no hozaraina

Raikitra ny “Jumbo Milllionnaire” lalao fanao isan-taona ho an’ny mpankafy sy mpanjifa ny Jumbo ho fisaorana azy. Hisy “millionaire” isaky ny faritany enina, sy loka hozaraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2019
Sosialy.Antoko Fanorolahy Tsy mitady seza fa manasoa ny mpiarabelona

Efa saika vitan’ny antoko Fanorolahy, tarihin’ny filoha nasionaliny Randrianary José tamin’ny alalan’ireo malala-tanana nanohana azy ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Sosialy.Dokotera Joseph Ramiandrisoa « Nidina ny fari-piainan’ny olona, dia nalaina nifidy izy ireo »

Niaraha-nahita fa nihena ho 25% ny taham-pahavitrihan’ny mpifidy tonga nifidy, ny 27 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT