- Talata 07 Janoary 2020
Sosialy.Raharaha Andavamamba Saika hodorana teny Alakamisy Fenoarivo ilay fatin-dehilahy
Olona efatra, telolahy sy vehivavy no natolotra ny Fitsarana omaly taorian’ilay vono olona feno habibiana nitranga tamin’ny 01 Janoary lasa teny Andavamamba tamin’ny 07 ora maraina.
Hamaky ny tohiny