Sosialy

Befandriana - Mandritsara Tapaka indray ny lalana


  • Talata 07 Janoary 2020

\Faran’izay sahirana ny any amin’iny faritr’i Sofia iny amin’ny resaka fifamoivoizana ankehitriny satria saika tapaka daholo ny lalana ary maledaka ny tany,

 raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra iray avy any an-toerana. Manao izay ho afany amin’ny fanamboarana vitany ny faritra fa tsy afaka. Ny toerana sasany mitombo be ny ora eny an-dalana vokatry ny fiakaran’ny rano sy ilay lalan-tany efa be dia be, raha ho any Bealalana sy Befandriana, ohatra. Raha ohatra an’i Mandritsara aloha dia mety tsy ho tonga mihitsy, hoy hatrany ity tompon’andraikitra ity, na dia efa mipetraka aza ny fiarabe fanamboaran-dalan’ny faritra hampitoizana ny lalan’i Befandriana mihazo an’i Mandritsara satria tena tapaka.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT