- Alakamisy 26 Desambra 2019
Sosialy.CHRD ITAOSY Zazavavy kely iray no teraka tamin'ny sasak'alina
Miisa valo ireo zazamenavava teraka tao amin'ny CHRD Itaosy ny alin'ny 24 desambra teo.
Hamaky ny tohinyMiisa valo ireo zazamenavava teraka tao amin'ny CHRD Itaosy ny alin'ny 24 desambra teo.
Hamaky ny tohinyPolisy iray no hita faty tetsy Andrefan’Ambohijanahary ny marainan’ny talata teo. Tsy voamarina na nisy namono izy na kosa noho ny aretina. Nisy dian-dratra kely sy nivonto teo amin’ny vavany.
Hamaky ny tohinyMiisa 1.104 ireo olona fantatra fa mitondra ny otrik’aretina Vih/SIDA ao Mahajanga. Misy amin’izy ireo no mbola tanora vao herotrerony
Hamaky ny tohinyTranga mampalahelo no hita tao Mahajanga ny talata 24 desambra maraina teo raha efa nisomebiseby tamin’ny fandraisana ny fetin’ny Noely avokoa ny rehetra. Fatin-dehilahy iray manodidina ny 40 taona,
Hamaky ny tohinyNy krismasy dia andro iray hankalazana ny nahaterahan’i Jesosy Kristy, ka izay no mahatonga antsika eto.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona tsy afaka mitsabo tena intsony ankehitriny noho ny hasarotan’ny fiainana .
Hamaky ny tohiny