- Alakamisy 26 Desambra 2019
Sosialy.Andry Rajoelina mivady Nanampy ireo ankizy marary
Tonga nizara fanomezana sy kilalao ho an'ireo zaza rehetra tsaboina eny amin’ny hopitaly HJRA sy CENHOSOA Soavinandriana ny filoham-pirenena mivady noho ny fetin’ny asaramanitra ny 24 desambra lasa teo.
Hamaky ny tohiny