Sosialy

Ora-mikija sy rivo-mahery Potika Andapa, olona iray no namoy ny ainy


  • Alarobia 08 Janoary 2020

Taorian’ny distrikan’i Soalala dia nataon’ny ora-mikija nahita faisana ihany koa ny distrikan’Andapa any amin’ny Faritra avaratry ny Nosy.

 

 

 

Olona iray no namoy ny ainy vokatr’izany raha araka ny vaovao azo ary potika hatrany amin’ny 98 % ny tanàna. Ny kaominina Ambodiangezoka no tena nitondra faisana tamin’izany ka hatramin’ny omaly nahazoana ny vaovao dia nisy ny fepetra noraisina mikasika ireo fianakaviana mipetraka manamorona ny rano.  Tsy mbola misy mahazo mivoaka ny trano ny ankizy madinika ohatra. Arahi-maso akaiky ireo tsy maintsy handeha hamonjy ny sekoly…. Ho an’ny any amin’ny distrikan’i Maroantsetra indray dia fantatra fa nampanao tombana mifandraika amin’ireo filàn’ny mponina maika  ny praiminisitra Ntsay Christian omaly entina hanampiana sy hanavotana ireo traboina.

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT