• Zoma 27 Desambra 2019
Sosialy.Orinasa Egypsiana Elsewedy Electric Hamatsy fitaovana harifomba ny Jirama

Hiara-kiasa akaiky ny orinasa JIRAMA sy ny orinasa Egypsiana Elsewedy Electric. Hiompana amin’ny famatsiana kaontera « intelligent », izany hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2019
Sosialy.Estellah tsy hita popoka Nampijaliana avy eo nesorina ny ainy…

Tamin’ny talata 24 desambra lasa teo no very tsy hita rehefa nilalao teo an-tokotaniny, teny Anjanadrambony Itaosy, i Manana Estellah, zazavavikely manodidina ny 5 na 6 taona eo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2019
Sosialy.Le Buffet du jardin Antaninarenina Sahirana 350 no nahazo sakafo maimaimpoana

Toy ny fanaon'izy ireo isan-taona tao anatin'ny 5 taona nisesy izao dia nahatsiaro an'ireo olona sahirana mivezivezy eny amin'ny faritra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2019
Sosialy.Fetin’ny asaramanitra Nijery manokana ireo sahirana ny orinasa Star

Nijery manokana ireo sahirana sy niangaran’ny vintana ny orinasa Star amin’izao fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2019
Sosialy.Traikefa azo teo amin’ny asa Azo havadika ho diplaoma atsy ho atsy

Miroso tsikelikely mankany amin’ny famadihana ho diplaoma ny traikefa azo teo am-perinasa i Madagasikara na ilay antsoina hoe : Validation des Acquis de l’Expérience (VAE).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2019
Sosialy.Andro ratsy Dibodrano Antalaha, 1 maty tany Maroantsetra

Tao anaty oram-be nitarika fiakaran’ny rano no niatrehan’ny mponina tany amin’iny faritra Avaratra Atsinanan’ny Nosy iny ny fetin’ny noely omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT