• Alatsinainy 30 Desambra 2019
Sosialy.VOLA TEO ALOHA Mbola manan-kery hatramin’ny rahampitso

Betsaka sahady ireo olona tsy mety mandray intsony ireny karazam-bola nivoaka tamin’ny taona 2003 -2004 ireny efa ho tapa-bolana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2019
Sosialy.UN REPAS POUR MILLE Sahirana 800 nofahanana sakafo maimaimpoana

Olona sahirana miisa 800 no nofahanan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo sakafo maimaim-poana tetsy amin’ny EPP Analakely ny faran’ny herinandro teo ho fizarana fifaliana amin’izy ireo noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2019
Sosialy.Fanamboarana ny EPP ao Vohemar Ny 60%n’ny asa no efa vita

Ny 60 % ny asa no efa vita amin’ny fanamboarana ny EPP manarapenitra any amin’ny disitrikan’i Vohemar, faritra Sava, raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2019
Sosialy.Famonjena voina mandritra ny fety Hampitombona avo roa heny ny ekipa

Na dia efa niasa mafy aza ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana nandritra ny fetin’ny Noely teo dia mbola hiasa mafy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2019
Sosialy.Fitakiana sendikaly Mampiaka-peo indray ny SSM

Raha ny zava-misy ankehitriny, misy tsy mazava eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2019
Sosialy.Ady amin’ny fahantrana Manetsika manampahaizana ny HAFARI

Mamerina hatrany ny fikambanana HAFARI Malagasy tarihin-dRafanomezantsoa Jean Nirina fa tsy misy ohatra ny famoronan’asa

Hamaky ny tohiny
FTT