• Alakamisy 02 Janoary 2020
Sosialy.Kabarin’ny Filoha Misondrotra 13% ny Karama

51 minitra sy 13 segondra miaraka amin’ny hiram-pirenena ny lahatenin’ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ny harivan’ny talata 31 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2020
Sosialy.Zaza teraka taom-baovao 2000 mahery ny teto Madagasikara

Araka ny tombatomban’ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) dia nahatratra 2087 ireo zaza teraka omaly 1 janoary 2020 teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2020
Sosialy.Ivato Notifirin’ilay zandary ilay lehilahy nanadala ny sipany

Nirefotra ny basy teny Ivato omaly 1 janoary vao mangiran-dratsy, nijininika ny ra ary maty tsy tra-drano ny lehilahy iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2020
Sosialy.Fanadiovana an’Antananarivo Goavana ny asa miandry ny Ben’ny tanàna vaovao

Tazana omaly tamina faritra maromaro teto Antananarivo renivohitra, tahaka ny teny Anosy, Mahamasina, Ambodifilao, Andravoahangy, Behoririka,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2020
Sosialy.AGENCE Ambinintsoa Nahatsiaro ireo mpanampy an-trano naharitra tamin’ny asany

Toy ny fanaony isan-taona dia nahatsiaro manokana ireo mpanampy an-trano naharitra tamin’ny asany 12 volana no mihoatra ny Agence Ambinintsoa eny Ambondrona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2019
Sosialy.Dinam-pokonolona « Hampanarahina ny lalàna »

Anisan’ny lalàna mbola mamefy ny fiarahamonina malagasy ireny antsoina hoe « dinam-pokonolona » ireny na dinam-paritra.

Hamaky ny tohiny
FTT