- Talata 21 Janoary 2020
Sosialy.Fanokafana taom-pambolen-kazo tao Atsinanana Miisa 600.000 ireo zanakazo novolena
Toy ireo faritra rehetra dia nanokatra ny taom-pambolen-kazony koa ny fiadidiana ny minisiteran’ny tontolo iainana ao amin’ny faritra Atsinanana, tarihin’ny talem-paritra, Tezena Lionel Armando, ny alahady teo.
Hamaky ny tohiny