• Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sosialy.Fanadiovana an’i Mahamasina Voafehy ireo mpivarotra, ny fiara no mbola manondrana

Nadio tanteraka ny faritra Anosy sy Mahamasina nanomboka omaly maraina. Ireo fiara mitoetoe-poana anaty na

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sosialy.Baolina kitra - Barikadimy Cosfa Analamanga 2- 2 ekipa voafantin’Atsinanana

Nirava ady sahala 2-2 omaly alahady 19 janoary tany amin’ny kianja sentetikan’i Barikadimy Toamasina ny ekipan’ny Cosfa Analamanga sy ny ekipa voafantin’ny Ligin’Atsinanana nahita betsaka ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2020
Sosialy.Raharaha 65 000Ar lasa gidragidra Tokony hisy ambiny 8 miliara ariary aza…

Navoakan’ny filankevitry ny ministra ny 15 janoary teo fa miisa 187 998 ny fonksionera Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2020
Sosialy.Antananarivo Mila sorohana dieny izao ny gaboraraka

Zary lasa fomba fiady mandeha indray amin’izao fotoana izao ny fisiana mpivarotra miforona etsy sy eroa eto an-dRenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2020
Sosialy.Mpianatr’Ankatso Manome 72 ora ny mpitondra mba hamahana ny olan’izy ireo

Manahy mafy ny amin’ny hoaviny ireo mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo. Raha araka ny fanazavana nentin-dRasolonirina Odilon,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2020
Sosialy.KAOPERATIVA MANERANA NY NOSY Manana 45 andro hanaovana ny antontan-taratasiny

45 andro sisa no fe-potoana omen’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety na ny ATT ho an’ireo kaoperativa rehetra manerana ny Nosy mba hanavaozan’izy ireo ny antontan-taratasy ho amin’ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
FTT