Sosialy

Fanoloana fantson-drano Toerana maromaro no efa nahazo tombontsoa


  • Talata 04 Febroary 2020

Mitohy ny asa fanoloana ireo fantson-dranon’ny JIRAMA efa tranainy miaraka amin’ireo teknisian'ny kaompania TRG avy atsy Afrika Atsimo.

Nanomboka ny alahady alina lasa teo ny asa,   izay tsiahivina fa tsy manelingelina  ny isan-tokantrano na manakorontana ny fifamoivoizana.  Ireo fantsona hita fa tena tranainy ambanin’ny asa fanorenana no nisantarana izany, antony izay nampanano sarotra ny famatsian-drano teto an-drenivohitra hatramin’izay. Haharitra herinandro maromaro ny asa. Faritra maromaro moa no efa nahazo tombontsoa hatreto. Tsy nisy aloha  ny fahatapahan-drano tamin’ireo faritra izay nalalovan’izy ireo  saingy raha tsy maintsy misy izany dia nanambara ny JIRAMA fa ezahina hofezina faran’izay tratra ny faharetany.

 

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT