• Talata 28 Janoary 2020
Sosialy.Tany Alaotra ny governemanta Manomboka anio ny fanarenana ny RN44

32 maty, 10 tsy hita popoka, 116 675 ny traboina, 14 103 ny trano dibo-drano, 1517 ny simba, ary olona 16 030 ireo voatery nafindra toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2020
Sosialy.EPP Maibahoaka Ivato Nahazo boky sy Clé USB maromaro

Notoloran’ny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar fitaovana ny EPP eny Maibahoaka, Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2020
Sosialy.Tetikasa lala-mikodana Hisy By pass vaovao hampitohy an’Itaosy sy Fenoarivo

Tsy mitsaha-mitombo ny mponina eto Antananarivo. Toraka izany koa ny filàna toy ny lalana…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2020
Sosialy.Fanalana ny mpivarotra amoron-dalana Ny Sinoa sy ny Karana aloha no tokony hofehezina …

Nitondra fanazavana mikasika ny fanalana ireo mpivarotra amoron-dalana an’aliny eto amintsika ny profesora James Ratsima, filohan’ny antoko Asandratro ny fireneko.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2020
Sosialy.Fokontany Anosibe andrefana I Misy mibodo ny taniny

Misy midobo ny tany misy ny fokontany Anosibe Andrefana I, kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Sosialy.Mihamaro ny mponina Manasarotra ny fandaminana

Mihamaro ny olona raha Antananarivo no resahina. Misy ireo ankizy teo aloha no mitombo taona ka lasa tanora dia mameno ny arabe.

Hamaky ny tohiny
FTT